public marks

PUBLIC MARKS with tags serasera & Filazam-baovao

09 May 2006

Lisitra serasera.org

by hery
Toerana ahafahanao mifandray amin'ny Malagasy alalan'ny email

16 April 2006

sexydinosaure

by hery
Takelaka vita malagasy. Traikefa "audio-visuel". Tongava mitsidika. Isika anie ka mahavita azy any ampita any e ! NB : Flash 8 et ADSL requis !!

24 March 2006

ANTSIKA

by hery
Takelaka misy ny hetsika, vaovao maro ataon'ny Malagasy eto Suisse sy ny manodidina.misaotra anao tsy misalasala mitsidika. Rn

23 March 2006

Newsletter Tiako I Madagasikara (TIM) Europe

by hery
Takelaka ahitana ny newsletters izay niarahan'ny TIM Eoraopa nanoratra. (TIM Frantsa, TIM Siosa, TIM Alemaina, TIM Atsimo-Andrefana Frantsa, TIM Normandie) Takelaka natao hifameno amin'ny takelaka ofisialin'ny Tiako I Madagasikara.

FANILORADIO.COM

by hery
Radio kristianina malagasy rasinao amin'ny Internet, ahitanao ireo mpanakanto kristianina malagasy rehetra tsy ankanavaka.Misy fandaharana samihafa hahasoa ny tsirairay.

lou-rana

by hery
takalaka misy ny mombamomban'ny mozika malagasy (misy tondro-peo gitara koa), ny teknologian'ny informatika (fikafika isan'karazany momban'ny hacking, sécurité sy piratage), resaka mivantana (chat) sy resadresaka samihafa momban'ny ilay nosy malalan'tsika

crimad

by hery
Io takelaka io dia natao hanamorana ny fomba ahazoana manampy ireo namana manana olana amin'ny fianarana; eo ihany koa ny fanamorana ny fifanakalozan-kevitra amin'ny lafinjavatra maro. Io site io manko dia noforoninay ao amin'ny Association CRI (Cercle de

Andry

by hery
Mba ho fahampahafantarana an'i Madagascar sy Italie, saingy mbola tsy vita fa tsy araka e.

Active users

hery
last mark : 09/05/2006 09:00