public marks

PUBLIC MARKS from hery with tags serasera & "Chat karajia"

24 March 2006 11:00

ANTSIKA

Takelaka misy ny hetsika, vaovao maro ataon'ny Malagasy eto Suisse sy ny manodidina.misaotra anao tsy misalasala mitsidika. Rn

23 March 2006 17:00

23 March 2006 14:00

lou-rana

takalaka misy ny mombamomban'ny mozika malagasy (misy tondro-peo gitara koa), ny teknologian'ny informatika (fikafika isan'karazany momban'ny hacking, sécurité sy piratage), resaka mivantana (chat) sy resadresaka samihafa momban'ny ilay nosy malalan'tsika

crimad

Io takelaka io dia natao hanamorana ny fomba ahazoana manampy ireo namana manana olana amin'ny fianarana; eo ihany koa ny fanamorana ny fifanakalozan-kevitra amin'ny lafinjavatra maro. Io site io manko dia noforoninay ao amin'ny Association CRI (Cercle de

23 March 2006 13:00